Added: Jul 4, 2008
From: miniravie
Duration: 6:40
Live au Palais des sports(2004) Tsy adala aho Sao heverinao ho adala aza aho Leo miandry anao Toa tsy hohaiko intsony ny mitana Ilay fitiavako taloha. Izany foana ve no hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Tsia sanatria ny lany manja Izay niarahana hatrizay Tofoka loatra aho, leo anao Ka ny miala sisa no azo atao Izany foana ve ny hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Tsy zakanao Raha miresaka ny ataonao Ka aleo hijanona eo F'izay vita aleo hivalona ho tantara Manavao indray no mety Izany foana ve ny iainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Rehefa eo ianao... Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ? Sao heverinao ho adala aza aho ?
Channel: Music
Tags: adala ambondrona gasy madagascar malgache tsy
Rating: ( ratings) Views: 239' favoriteCount='1 Comments: 1

briicanya Says:
Aug 1, 2008 - jadoore cette vidéo et le groupe <3